Categorias
Moçambique

FLASH METEO FTT ELOISE Talata 19 Janoary 2021 10h

FLASH METEO FTT ELOISE Talata 19 Janoary 2021 10h

Tamin’ny 09 ora maraina teo dia tany amin’ny 160 Km Atsinanana somary Avaratra Atsinanan’Antalaha no nisy ny foiben’i ELOISE. Forte Tempete Tropicale ny heriny ary 90 Km/ora ny rivotra entiny arahina tafiotra 130 Km/ora manodidina ny foibeny. Mizotra mianatsimo Andrefana ny diany ka mahafaka 15 Km/ora. Hiditra an-tanety ao amin’ny distrikan’Antalaha izy anio alina.
Tsy misy miova ny filazana voarain’ireo faritra sy distrika voakasik’izany dia : – Loza mitatao (Mena) : Sava, Analanjirofo, Bealanana, Befandriana Avaratra ary Mandritsara. – Loza manambana (Mavo) : Toamasina I-II sy ALAOTRA.
– Fanairana (Maitso): Brickaville, Vatomandry, Mahanoro ary Moramanga.
Entanina ny mponina voakasika mba hanaraka ny toromarika omen’ny manam-pahefana eny ifotony. Ny mpampiasa ranomasina amin’ny morontsiraka avaratr’i Vatomandry sy ny Avaratra Andrefana dia entanina mba tsy hiandriaka intsony.

BULLETIN CYCLONIQUE SPECIAL DU 19 JANVIER 2021 A 10 HEURES LOCALES
A 09 heures locales, ELOISE est positionné à 160 Km à l’Est-Nord-Est d’Antalaha. Toujours au stade de Forte tempête tropicale, le vent moyen est estimé à 90 Km/h avec des rafales de 130 Km/h autour de son centre. Elle se déplace désormais vers le Sud-Ouest à 15 Km/h. Un atterrissage sur Sava est attendu dans la nuit.
Les avis d’alerte lancés restent en vigueur : – Alerte rouge (Danger Imminent) : Sava, Analanjirofo, Bealanana, Befandriana Avaratra et Mandritsara ;
– Alerte Jaune (Menace) : Toamasina I-II et Alaotra ;
– Alerte Verte (Avertissement) : Brickaville, Vatomandry, Mahanoro et Moramanga.
Veuillez suivre attentivement les consignes émises par les autorités locales. La sortie en mer sur le littoral Nord-Ouest ainsi qu’au Nord de Vatomandry est déconseillée.
Prochain bulletin : à 13 heures locales.

Hashtags: #FLASH #METEO #FTT #ELOISE #Talata #Janoary #10h

Autor: UCF5yROsJBI-z6DscpoKASqQ

Palavra Chave: meteorologia quelimane