Toamasina Baptist Churches after Gezani
Descrição
This video presents footage from Toamasina, 5 days after cyclone Gezani and interviews of 2 pastors from the Biblical Baptist Church denomination speaking of the great need for help to refurbish their church, their homes, and help the community around them.
Ity oronantsary ity dia mampiseho lahatsary avy any Toamasiana, 5 andro taorian'ny rivo-doza Gezani sy tafatafa tamin'ny pasitera 2 avy amin'ny Fiangonana Batista Biblika izay niresaka momba ny filàna fanampiana lehibe hanavaozana ny fiangonany, ny tranony, ary hanampiana ny fiarahamonina manodidina azy ireo.

Palavra-chave: cyclone tropical gezani