Flash cyclone TTM Cheneso Mardi 24 Janvier 2023 à 16 h Locales
Descrição
Tamin’ny 03 ora teo dia tany amin’ny 180 Km Andrefana somary Avaratra Andrefan’i Morondava no nisy ny foiben’i CHENESO. Niakatra ho 80 Km/ora ny rivotra miaraka aminy arahina tafiotra manodidina ny 110 Km/ora manakaiky ny foibeny. Tsy dia nihetsika firy izy tato anatiny 6 ora farany.
Tsy ahiana ny hiverenany an-tanety fa kosa hivoatra any amin’ny maherin’ny 100 Km miala ny morontsiraka izy ato anatin’ny 5 andro manaraka. Noho izany dia mety ho voakasiky ny tafiotra manodidina ny 50 hatramin’ny 80 Km/ora ireo Distrika amin’ny morontsiraky MENABE
sy ATSIMO ANDREFANA.
Noho izany dia entanina ireto Distrika ireto mba hampihatra ny fepetra mikasika ny filazana fanairana miloko maitso : BELON’I TSIRIBIHINA, MORONDAVA, MANJA, MOROMBE ARY TOLIARA I-II.
Mety hanatombo ny rotsakorana (40 ka hatramin’ny 80 mm/24 ora) hatramin’ny
Alakamisy any MELAKY, MENABE, ATSIMO ANDREFANA, BOENY, SOFIA,
FITOVINANY ary ATSIMO ATSINANANA. Ahiana hanampy trotraka ny takaitra efa nateraky ny rotsakora nandritra ny andro maro lasa izany. Noho izany dia mitoetra hatrany ny fampitandremana amin’ny fahabetsahan’ny rotsakorana.
Entanina ny mpampiasa ranomasina amin’ny morontsiraka Avaratra Andrefana, Andrefana, Atsimo Andrefana, Atsimo ary eo anelanelan’ny Mahanoro sy Taolagnaro mba tsy hiandriaka satria mbola hikorontana ny toetry ny andro.
BULLETIN CYCLONIQUE SPECIAL DU 24 JANVIER 2023 A 16 HEURES LOCALES
A 15 heures locales, le centre de CHENESO est localisé à 180 Km à l’Ouest-Nord-Ouest de Morondava. Le vent moyen est estimé à 80 Km/h avec des rafales de 110 Km/h près du centre.
Elle était restée quasi-stationnaire durant les 6 dernières heures.
Pour les 5 jours à venir, CHENESO devrait évoluer à plus de 100 Km des littoraux Ouest.
Ainsi, il se pourrait bien que des rafales de 50 à 80 Km/h influenceraient les Districts longeant les côtes de MENABE et ATSIMO ANDREFANA. Par conséquent, les Districts suivants sont priés d’appliquer les prescriptions d’Alerte Verte ou Avertissement : BELON’I TSIRIBIHINA,
MORONDAVA, MANJA, MOROMBE ET TOLIARA I-II.
Par ailleurs, les fortes pluies (40 à 80 mm/24 heures) seront encore à prévoir jusqu’à Jeudi pour les régions MELAKY, MENABE, ATSIMO ANDREFANA, BOENY, SOFIA,
BETSIBOKA, FITOVINANY et ATSIMO ATSINANANA. Ainsi, ces cumuls additionnels pour aggraver les impacts déjà observés durant les derniers jours. Par conséquent, la vigilance forte pluie restera en vigueur.
Les usagers maritimes sur le Nord-Ouest, Ouest, Sud-Ouest, Sud et entre Mahanoro et Taolagnaro sont priés de ne pas s’aventurer en mer car les conditions météorologiques vont rester maussades.

Palavra-chave: meteorologia moçambique 7 dias